|
|
|
|

Teny iditra1  biby fiompy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] animaux domestiques
Voambolana  5  Toe-karena: fiompiana
Singan-teny  6  biby, fiompy
Tovy hevitra  7  biby manompo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10