|
|
|
|

Teny iditra1  biby olona
Singan-teny  2  biby, olona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] lalaon' ny ankizy izay ahitana iray amin' izy ireo mifono ahitra toy ny biby mandehandeha mampitahotra ny hafa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][bibiolona] a made-up figure used in a children's game.
Voambolana  6  Kilalao
Mpanahaka  7  bibiolona, bibinolona, olonabiby

Fivaditsoratra  8  bibiolona, biby olona, olona biby

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21