Teny iditra | 1 olona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.] 5 [1.7] a human being, man; someone |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] homme, personne; quelqu'un |
Ohatra |
7 Ireto olona tokony ho mpifandrafy. [2.499] 8 Vazimba no maromaro teto, olom-pohy [2.48] 9 Nanomboka ny fisamborana ny olon' antoko. [2.472] 10 ka ny olon-drehetra dia samy mody amy ny havany avokoa. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 olom-banona, fototr' olona, olom-boantsongo, tsongoin' olom-bolo, manam-panahy, voahangy tsy arahin-katina, heni-kaja, tsy voavidim-bola, androvo, faikan' olona, lamokan' olona, tsaikan' olona, fatritran' olona, farafaikan' olona, karin' olona, abilin' olona, kitoatoan' olona, alikan' olona, olona tsy vanona, amboan' olona, fakon' olona, kolokolon' olona, bandro, amboafitritra, fotsy fanahy, olona lany hasina, olona lany henatra, olona tsy manjary, olona tsy vaky atatra, olona tsy vaky afero, tsy valahara, afa-baraka, afa-boroka, tsy manan-kenatra, olona mamoa fady, mavoin-tena, tsy misangy hajan-tena, mialabara-tena, maniva tena, manary ilo mby an-doha |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
Ohabolana | 179 Ohabolana misy io teny olona io |
Lahatsoratra |
180 Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 181 naolo, olona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |