|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  bija
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Ilazana ny zazavavy sady fohy no manify; vehivavy kely reny sy manifinify [1.1]

Teny iditra (2/3) 5  bija
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  7 [Tankarana] ivre mort. [1.19]

Teny iditra (3/3) 8  bija
Sokajin-teny  9  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny frantsay  11 Idée de traverser —> dika = lika, tsaky, vake [1.68]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe bija

Fivaditsoratra  13 bajy, bija, 14 jiba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19