|
|
|
|

Teny iditra 1  binala
Fototeny  2 bala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voabala, balana, asiana bala: Nobinalan' ny fahavalo ny sandriny [1.1#151]
Fanazavàna teny frantsay  8 tiré à balle ( voabala )
9 figuré: empoisonné [1.3#72]
Tovy hevitra  10 voabala

Fivaditsoratra  11 Bilana, binala, 12 Libàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22