|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  -bala
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vala

Teny iditra (2/5) 3  bala
Sokajin-teny  4  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Firaka boribory alefan' ny basy amin' ny herin' ny vanja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 a bullet [1.2, 1.7]
11 a ball [1.2]
12 a cartridge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 balle [1.3, 1.8]
14 boulet [1.3]
15 obus ; cartouche [1.8]
Voambolana  16  Miaramila
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how bala

Teny iditra (3/5) 18  bala
Sokajin-teny  19  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny anglisy  23 [Provincial] poles, etc., used in carrying heavy burdens [1.2]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how bala
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/5) 26  bala
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana balana [Fitanisana]

Teny iditra (5/5) 28  Bala
Sokajin-teny  29  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  30 Bala [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  31 Baal [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  32 Baala [2.996]
Voambolana  33  Soratra Masina
Tovy hevitra  34 baala
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  35 Toko sy andininy momba Bala

Fivaditsoratra  bala, Bala, balà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15