| Teny iditra | 1 bingo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Bila, filaza indrindra amin' ny tongotra; ny olona bingo dia manana tongotra tsy mba mahitsy fijoro fa somary mibaraingo toa miditra (mifanohitra aminy: tsivaka)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 bow-legged
[1.2, 1.7] 8 bandy-legged, crooked in the knees or joints. [Mal. Bengok, crooked.] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 bancal
[1.3, 1.8, 1.13] 10 tordu [1.13] |
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Tohi-kevitra | 12 tsivaka |
| Mpanahaka | 13 biko |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe bingo |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|