Teny iditra bitabitaka (bitaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra ka maro no fombam-panjakana izay tsy azo atao amin'izao fisaonana izao, Ny langoraony tsy azo velezina hianaran'ny olona ny loka lefona, Ny mianatra loka lefona, bitabitaka sy tsinjaka, no atao amin'izany, ary akora matetika no atao. [2.59]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20