|
|
|
|

Teny iditra 1  boada
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny misafotofoto tsy hita laniny, miboredidredika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 confusion of speech, irregularity, indistinctness, hurry of mind, indistinct utterances, medley. See boadaka, bada, bedy, boerika. [1.2]
Tovy hevitra  6 boadaboada

Fivaditsoratra  7 abado, 8 aboda, 9 adabo, Adabo, 10 badao, boada

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19