|
|
|
|

Teny iditra 1  boadaboada
Fototeny  2 boada
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Teny misafotofoto tsy hita laniny, miboredidredika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 confusion of speech, irregularity, indistinctness, hurry of mind, indistinct utterances, medley, See boadaka, bada, bedy, boerika. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 confusion, galimatias [1.3]
Tovy hevitra  14 boada, boadaboadaka, boadaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22