|
|
|
|

Teny iditra 1  boba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 [Antemoro] betsaka, maro [1.78]
13 Mora vidy izaitsizy, ambany vidy aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 [Tankarana] nombreux, bon marché. [1.19]
Ohatra  15  boba ny voankazo [1.1]
16  Varo-boba itỳ ny eto an-tsena fa hariva ny andro no avy ny orana [1.1]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe boba

Fivaditsoratra  18 babo, boba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19