|
|
|
|

Teny iditra 1  bodoana
Fototeny  2 bodo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 alaina na tazonina an-keriny ho an' ny tena: Tsy valahara izany raha lehilahy: nobodoany ny vadin' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be monopolized for one's own use; to be taken away from a husband [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on retient pour soi; ravie de son mari [1.8]
Tsipelina hafa  10 bodoina

Fivaditsoratra  11 abodaño, bodoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22