Teny iditra (1/2) | 1 bodo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao toe-jaza, toetr' ankizy, tsotra loatra; enti-milaza koa olona antitra miverina amin' ny fahazazana 4 [1.1] Zaza saina sy fihevitra: Zaza bodo tokoa ianao, ry Koto! izany avy ka tsy ho fantatra / Izay bodo adala iny ve hahalala hanao izany? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] infantile, childish, young, simple; in one's dotage. [Mal. Bodoh.] This word is frequently given to a female infant before it is designated by a chosen name, and is sometimes retained as a woman's name, or a prefix, as the name of the first Ranavalona, viz. Rabodonandrianampoinimerina. 6 [1.7] infantile, simple-minded |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] enfantin, simple |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/2) | 14 bodo |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Fitanana, fitazonana zavatr' olona an-keriny ho an' ny tena. |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 23 bodo, dobo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |