|
|
|
|

Teny iditra 1  bodoina
Fototeny  2 bodo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 alaina na tazonina an-keriny ho an' ny tena: Bodoin' ny zanakao fotsiny ny kilalaon-janako [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19