| Teny iditra | 1 bohihy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Fikirizana hitana ny hevitry ny tena, di-doha tsy azo ahodina
8 Dohika, bohika, tohika 9 Fanaovana an-keriny, bohika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 obstinate, perverse, forward, self-willed, contumacious; bohika, and bohiko, also used.
[1.2] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe bohihy |
| Fivaditsoratra | bohihy, 12 hibohy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|