| Teny iditra | 1 mibohihy |
| Fototeny | 2 bohihy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mikiry manao di-doha mitana ny hevitry ny tena: Tsy tokony hibohihy fa saingy voafidy ho filohan' ny fikambanana
9 Maka an-keriny, manao am-boletra: Nibohihy ny tranon' ity bitro tanora hono, indray andro, ilay kionkiona vavy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be obstinate, intractable, or perverse.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|