Teny iditra | bohiry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Kidnapping ou prises d'otages faits par les dahalo ou malaso [Dominique Ramarlah] | |
Prise dotage pour une rançon en zébus ou en argent [1.487] | ||
Ohatra | Lasa nivadika takalonaina (kidnapping) na fira ambany na bohiry koa aza izy ireny ankehitriny ka vao mainka loza no nahazo ireo tantsaha
[4.11.2019/9/12] | |
Voambolana | Lalàna | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/09/21 |
![]() |