|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  -bola
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vola

Teny iditra (2/3)3  bola
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  Teny enti-milaza vaingana boribory tanteraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  ballon, boule, sphère ... 7  bola poakaty: sphère creuse 8  bola feno: sphère pleine [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)10  bôla
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Haibiby: trondro
Fanazavàna teny frantsay  13  nom d'une espèce de poisson de mer. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  14  balo, -bola, bola, bôla, loba, lobà, balo, -bola, bola, bôla, loba, lobà, balo, -bola, bola, bôla, loba, lobà

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/15