|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bolidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fialana, fandosirana tsy hanao adidy; fiporitsahana, fihatahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  concealment, concealing one's self so as to avoid paying a debt, skulking about. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  action de s'esquiver, de faire l'école buissonnière [1.3#86]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
Tovy hevitra  10  bolidilidy

Teny iditra (2/2)11  bolidy
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (Lam.) Poir.(Convolvulaceae). [Tanosy] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31