Teny iditra (1/3) | 1 bonaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Jereo bonabona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 inflation, turgescence, plumpness [1.2] |
Teny iditra (2/3) | 10 bonaka |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
12 to be large, round, and full, as the moon, or large, full eyes. See baliaka [Provincial]
[1.2] |
Ohatra |
13 Voatavo bonaka rofia lenodenoka ny mason'ny sarotra eo am-body vilany fa ny mason'ny janga aty amiko ihany [2.131] |
Teny iditra (3/3) | 14 bonaka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Voambolana |
16 Haizavamaniry: ahitra |
Fanazavàna teny anglisy |
17 a twining herb. Cuscuta chinensis, Lam. Same as tsihitafototra [Sihanaka]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 (la racine bonaka désigne tout ce qui est en expansion rapide, qui se gonfle, se dilate). 19 Nom donné aux végétaux parasites à croissance rapide, notamment Cuscuta chinensis Lam. et Cuscuta hygrophila H.Pearson (Convolvulaceae). [Sihanaka] [1.196] 20 Nom d'une variété de patate, Ipomoea batatas (Lam.) Poir. (Convolvulaceae), très productive, dont les tubercules s'accroissent si vite qu'ils font se fendiller la terre et que celle-ci se soulève autour du pied. Son goût est plutôt fade et elle est peu appréciée malgré sa grande productivité. [Betsileo] [Merina] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 22 banòka, bokana, bonaka, kabona, kobana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |