|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  bongo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Sakalava] Fitsimponana ny sisa tsy voaotin' ny mpioty kabaro

Teny iditra (2/7)4  bongo
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] biens dépensés par le maître; testament, contrat changés par ceux qui en avaient le droit

Teny iditra (3/7)7  bongo
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Enti-milaza ny tarehy na ny maso toa mivonto mivindimbindina: Bongo endrika izy ~ Bongo maso ny zandrinao fa mahery mitomany
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.7] swollen
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3, 1.8] boursouflé
12  [1.3] gonflé
Ohatra  13  Aferon-kena mangidy ela tsy nahita tava ka bongo maso [2.131]
Voambolana  14  Fahasalamana
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny bongo io

Teny iditra (4/7)21  bongo
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.1] sombin-tany mivaingana
Fanazavàna teny anglisy  24  [1.7] a small mound
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.19] [Tankarana] montagne, plateau
26  [1.3, 1.8] mamelon
Tsipelina hafa  27  bonga
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Teny iditra (5/7)33  bongo
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny malagasy  35  [1.1] Anarana ilazana ireo fakofako sy zavatra malemilemy angonin' ny biby sasany mba hilafihany
Trano na lava-boalavo ipetrahany
Trano tsizarizary sady iva: Trano bongo
Fanazavàna teny anglisy  36  [1.7] a hut, a nest
Fanazavàna teny frantsay  37  [1.3, 1.8] hutte, cabane
38  [1.3] nid
Ohatra  39  Hotely bongo teny Isotry no nisakafoako antoandro. [2.4]
Sampanteny 
40  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 

Teny iditra (6/7)44  bongo
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46  [1.78] [Sihanaka] tapakazo, vatan-kazo tapaka
Fanazavàna teny frantsay  47  [1.3] une touffe de plantes
48  [1.8] tuffe
Voambolana  49  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (7/7)50  bongo
Sokajin-teny  51  anarana
Fanazavàna teny malagasy  52  [1.1] Anaran-kazo fakana loko mainty handokoana landy na kofehy, ary nampiasaina koa ho fanafody
Hazo madinika akana heza fampandairana loko
Fanazavàna teny anglisy  53  [1.2] a shrub used for dyeing silk black, or put in the water in which silk is washed in order to give it a firmer texture. it is also used as a remedy for syphilis. Dionychia bojeri, Naud. ; also a species of plectronia (?)
Fanazavàna teny frantsay  54  [1.3] arbuste dont on tire un mordant pour la teinture. Dionychia bojeri, Naud.
55  [1.196] Nom générique des arbres ou arbustes formant des touffes arrondies. Ce sont principalement, dans les divers dialectes.
Dionychia bojeri Naudin (Melastomaceae), Garcinia pauciflora Baker et Ochrocarpos orthocladus (Baker) H. Perrier (Clusiaceae). [Betsileo]
56  [Merina] Ochrocarpos bongo R. Vig. & Humbert , Ochrocarpos perrieri R. Vig. & Humbert, Rheedia excelsa R. Vig. & Humbert (Clusiaceae), Danais latisepala Homolle, Danais lyallii Baker et Danais verticillata Baker (Rubiaceae). [Bezanozano]
Danais latisepala Homolle, Danais hispida Baker, Danais verticillata Baker (Rubiaceae). [Sihanaka]
Rheedia madagascariensis (Planch. & Triana) H. Perrier (Clusiaceae). [Betsimisaraka]
Voambolana  57  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21