|
|
|
|

Teny iditra 1  bonory
Fototeny  2 bory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voabory, borina na boriana: Tsy nobonoriny tsara ny rambon' itỳ alika itỳ ka hafahafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 passive with infix [1.2]
Tovy hevitra  9 voabory

Fivaditsoratra  bonory, 10 borony

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22