Teny iditra |
bory
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Merina]
Anarana ilazana karazan' omby tsy misy tandroka na zara fa misy, ka ny fiantso azy matetika dia hoe omby bory. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Round; cropped, shortened [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Sans rien qui dépasse, rasé (en parlant de la tête) [1.82]
|
| Rond; écourté [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
bory
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Serpe [1.13]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
bory
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Gratis, sans raison. [1.19]
|
|
Teny iditra |
bory
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fohy kely [1.78]
|
|
Teny iditra |
bory
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(du malais burit) Se dit d'un arbre élagué de ses branches, taillé en tête de saule. [1.196]
|
Voambolana |
|