|
|
|
|

Teny iditra 1  bontolo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Vaventy makadiry ary iray tsy mivaky: Kanety bontolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 clumsy, lumpy, large, awkward, stubborn, or inelegant [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 sans division, entier [1.3]
Ohatra  7  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471#16]
8  ny fanamelohana bontolo ahy, ny fametavetana imason' olona ny reniko sy ny anabaviko, ny famonoana tsy misy tsy misy fitsitsiana ahy, ny fandatsana sy fikororohana ny fianakaviako. [2.472#58]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe bontolo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19