Teny iditra | 1 borera |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Malemilemy sy osa; gorera: Zaza borera |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2#437] feeble, weak |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#89] faible, flasque, mou, nonchalant, traînant, pendant |
Ohatra |
6 koba manafin-tangena, mpamosavy mody borera, fahavalo mody sakaiza. [2.346#5] 7 nanaraka mbamin' izany dihy borera sy vikin' omby voakaravasy izany avy koa aza. [2.4#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny borera io |
Fivaditsoratra | 16 borera, robare |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |