|
|
|
|

Teny iditra 1  boreraina
Fototeny  2 borera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao migorera, atao mivaroraka: Noborerainao ny entana ka aiza no tsy ho be very [1.1]

Fivaditsoratra  boreraina, 9 iborerana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19