|
|
|
|

Teny iditra 1  boriborina
Fototeny  2 boribory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao boribory, tsy asiana motiny na ambiny kely mihoatra, na banga hofenoina: Boriborio ho ariary zato re ny vidin' itỳ latabatra nataonao folo amby zato itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be made round, to be made spherical, to be made circular [1.2#102]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on arrondit [1.3#90]

Fivaditsoratra  boriborina, 11 robirobina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19