| Teny iditra (1/2) | 1 boribory |
| Fototeny | 2 bory |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Enti-milaza vaingan-javatra tsy misy zoronjorony na lavany sy sakany fa toy ny laoranjy na ny baolina: Boribory ny kanety ilalaovan' ny ankizy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 round, spherical
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 sphérique, rond
[1.3, 1.8] 17 (du malais bulat) Rond ou sphérique ; hazo boribory : bois rond, rondin. On dit par contre, bongo, haro bongo quand il s'agit d'un arbre vivant, de forme arrondie. [1.196] |
| Ohatra |
18 Vato boribory (Pierre ronde)
[1.3#90]
19 boribory ny tany [2.499#71] 20 Ary nisy filanjana volamena boribory misy voromahery volamena ao antampony [2.48#1178] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe boribory |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 24 boribory |
| Sokajin-teny | 25 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 obstinate
[1.2, 1.7] 27 stubborn [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 violent, injuste
[1.3#90] |
| Fikambanana | 29 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe boribory |
| Fivaditsoratra | boribory, 30 robiroby |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|