|
|
|
|

Teny iditra1  borosina
Fototeny  2  borosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Faohana na alana loto amin' ny borosy: Borosio kely ny kiraroko, ry Koto [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  aborosin, borosina, noborisa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05