|
|
|
|

Teny iditra 1  borosy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  23 Volom-biby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24 brosse
25 pinceau [1.3#91]
Ohatra  26  Ampiasana borosy ny lamba sarotra kosehina. [2.117#13]
27  Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470#113]
28  Andeha hoe handramana, ka penina no hatao borosy, ary teny no loko. [2.285#211]
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe borosy

Fivaditsoratra  30 boriso, borosy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19