Teny iditra | 1 borosy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Volom-biby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 brosse 10 pinceau [1.3#91] |
Ohatra |
11 Ampiasana borosy ny lamba sarotra kosehina. [2.117#13] 12 Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470#113] 13 Andeha hoe handramana, ka penina no hatao borosy, ary teny no loko. [2.285#211] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |