| Teny iditra (1/2) | 1 daba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
4 comme dabadaba
[1.3#93] |
| Teny iditra (2/2) | 5 daba |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Vata vifotsy fasiana solitany na menaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 a small or medium-sized tin for water. etc.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 bidon pour puiser de l'eau, etc
[1.8] |
| Ohatra |
11 dia nampidinina tamin' izay nato am-bata, anaty daba, anaty sobika.
[2.472#126]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe daba |
| Fivaditsoratra | 13 Abdà, 14 bada, daba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|