|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  dabadaba (daba)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Feo
Fanazavàna teny malagasy  4  izay atao raha manatsikobana rano, raha mitsobo-drano na milomano 5  ny fikotaban' ny rano eo am-pirobohana na eo am-pilomanosana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  the sound made by stepping into or splashing into water [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Bruit que l'on fait en entrant dans l'eau; en l'agitant, en nageant [1.3#93]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)13  dabadaba
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  15  full, filled to the brim [1.2]

Teny iditra (3/3)16  dabadaba
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18  clabaudage, balbutiement imbécile. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  19  badabada, dabadaba

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19