Teny iditra | dadadada | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Firadaradana na fitenenana miahotrahotra fanaon' ny ankizy vao mianamiteny [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as badabada [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Incohérence, embrouillement dans les paroles, balbutiement des enfants [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |