Teny iditra fidadadadana (dadadada)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitenitenenana miahotrahotra, miambakavaka
Mitovy hevitra: fiakakana ~ fiakanakanana ~ fiambakambakana ~ fiambatrambarana ~ fibadabadana ~ fivakavakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de balbutier [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05