|
|
|
|

Teny iditra 1  daindaina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Ilazana ny hafanan' ny masoandro manevokevoka, midanika mafy
8 anambarana ny feon-javatra izay mikarantsana mampangintsina ny sofina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 sultriness, oppressiveness of heat; an unendurable sound. See gaingaina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Chaleur brûlante du soleil, son assourdissant [1.3]

Fivaditsoratra  11 adinadina, 12 andidiana, daindaina, 13 diandiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19