| Teny iditra | 1 midaindaina |
| Fototeny | 2 daindaina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Midanika mafy: Midaindaina izany masoandro izany: hita tokoa fa aty fahavaratra
8 Maneno mankarenin-tsofina: Nidaindaina ny bingona tao amin' ny tobi-miaramila vao taitra aho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be sultry, to be oppressively hot; to be unendurable, as a sound
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Etre brûlant: Midaindaina ny hainandro (Il fait une chaleur brûlante)
11 Produire un son assourdissant: Midaindaina ny lakolosy (La cloche produit un son assourdissant) [1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|