|
|
|
|

Teny iditra 1  dakana
Fototeny  2 daka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana ny daka: Nodakany indray mandeha monja ny baolina dia tafiditra tao anaty tsatokazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be kicked [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 A qui on donne un coup de pied; où l'on met une pièce de soutènement [1.3]
11 à qui on donne un coup de pied [1.8]

Fivaditsoratra  dakana, 12 danaka, 13 kadanà, 14 Kanadà

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19