|
|
|
|

Teny iditra 1  daka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Famelezana amin' ny tongotra, tsipaka: Nasian' ny soavaly daka indray mandeha izy dia tsy tafarina
12 Tohana: Asivy daka ny lohatrano fa lava loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 a kick, kicking [Ar. Daqqa (?)] see diamanga, tsipaka [1.2]
14 a kick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 Coup de pied, ruade: Namely daka azy ny soavaly (Le cheval lui a donné un coup de pied)
16 Pièce de soutènement, arc-boutant: Asivy daka ny lohatrano, fa lava (Mettez une pièce de soutènement au chevron, parce qu'il est long) [1.3]
17 coup de pied [1.8]
Ohatra  18  Karavasy daka, karavasy daka, misesisesy hatrany izany [2.472]
19  Levilevy sy daka akory ary no azoko tary ananona tary, ka nahatonga ahy hanao tsao-pe ho tsembotsemboka toy izao [2.470]
Mpanahaka  20  ambadika, 21  ankoatra, 22  ankodina, 23  antongomby, 24  antsatoka, 25  dakabe, 26  diamanga, 27  kapatokana, 28  kopala, 29  tsipaka
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  75  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe daka
Ohabolana  76  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  daka, 77 kada

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22