| Teny iditra | 1 dananaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Olona tsy manana eritreritra, tsy manana ahiahy, mitsilamodamoka, ary mova tsy ny adaladala, dondrona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 same as donanaka
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Un sans-souci, apathique, indolent qui a l'air hébété, la bouche béante
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 11 andakana, dananaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|