|
|
|
|

Teny iditra 1  midananaka
Fototeny  2 dananaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitomoe-poana, mitorevaka fotsiny, mipetrapetraka tsy manao na inona na inona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Rester bêtement sans rien faire [1.3]

Fivaditsoratra  9 miandakana, midananaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20