|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  dangà
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  anaram-pamandrika mahay gaigilahy: Fandrik'i Dangà laha tsy mahavoa morike mahavoa mivala [Tanala] [1.78]

Teny iditra (2/4)4  danga
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny anglisy  6  a grass with very sharp-pointed awns. Andropogon contortus, L [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  herbe dont la graine est en forme d'hameçon. Andropogon contortus, L. [1.3]
8  (peut-être substantif danga : hauteur, élévation, parce que ces plantes aiment les sommets de collines). Nom de plusieurs Graminées : Hyparrhenia hirta (L.) Stapf. ; Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult. et Trachypogon spicatus (L. f.) Kuntze (Poaceae) Bonnes fourragères à l'état jeune, mais sans grande valeur alimentaire. [Merina] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  10  ahimosa, ahimoso
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)13  danga
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  (dangadanga est plus usité) hauteur, élévation; fierté, arrogance [1.3]
Sampanteny 
16  Matoantenin' ny mpanao :
17  Anarana :

Teny iditra (4/4)18  danga
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  Enti-milaza ny volon' ny alika fotsy vozona [Sakalava] [1.1]
Voambolana  21  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Anaram-biby 

Fivaditsoratra  25  danga, dangà

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26