Teny iditra dangoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Vorompotsy: Dangoro midingiña tahalake ndre abo ka tsy lehibe (vorompotsy mitaingina valamparihy na avo aza tsy lehibe) [1.78]
  [Bara] Vano [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A heron (Prov.) Ardea purpurea, L. see vano [Mal. lang] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom des hérons en général. § langòro. [1.19]
Anarana siantifika Ardea purpurea
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31