|
|
|
|

Teny iditra1  dao
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
Voambolana  5  Feo
Fanazavàna teny malagasy  6  Feon-javatra miantonta amin-javatra, na feon-kapoka midoboka: Miasa amin' olona tsy mifaditrovana: manao, dao; tsy manao, dao ! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  Pouf, bruit sourd que fait un corps, en tombant [1.3]
8  explétif. § rè. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  9  ado, dao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31