|
|
|
|

Teny iditra 1  daondaona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Feo midobodoboka amin' ny zavatra velezina na mikodiadia
10 Teny alefalefa fotsiny, tsy voahevitra, matetika mampiseho avonavona sy fanambaniana ny hafa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 Impudence, arrogance dans la parole [1.3]

Fivaditsoratra  12 adonadona, daondaona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19