|
|
|
|

Teny iditra 1  midaondaona
Fototeny  2 daondaona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manao teny tsy voahevitra entina hanehoana avonavona: Loza izany raha avonavon' olona, midaondaom-bava izaitsizy izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Parler insolemment, avoir le verbe haut, résonner [1.3]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe midaondaona

Fivaditsoratra  10 miadonadòna, miadonadona, midaondaona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19