Teny iditra | darà | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-damba tsara tenona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Twilled calico [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tissu croisé [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Ny fihaviany | Frantsay: drap. | |
Teny iditra | dara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Palmiste, espèce de dattier sauvage, Phoenix reclinata. [1.19] | |
[Sakalava, Tankarana] Phoenix reclinata var. madagascariensis Becc. (Arecaceae). Bougeon terminal comestible. Fruit sucré mais peu charmu. [1.196] | ||
Anarana siantifika | Phoenix reclinata var. madagascariensis | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo palma | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |