Teny iditra (1/4) | 1 daro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 hoditra [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Tanosy]
[1.78] 4 Teny ilazana amin' ny fitenim-paritany maro ny hoditr' omby maina [Provincial] [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 peau, cuir [Taisaka]
[1.82] 6 peau, cuir de boeuf [1.3] |
Teny iditra (2/4) | 7 daro |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Voambolana |
9 Haizavamaniry: hazo |
Fanazavàna teny frantsay |
10 appellation botanique: Commiphora arafy [2.612] 11 (probablement même racine que l'adjectif darony). Nom général des commiphora, notamment : 12 Commiphora simplicifolia H.Perrier , Commiphora orbicularis Engl., Commiphora brevicalyx H. Perrier , Commiphora aprevalii Guillaumin, Commiphora grandifolia Engl. et Commiphora marchandii Engl. (Burseraceae) [Sakalava] [1.196] 13 Commiphora sinuata H.Perrier, Commiphora humbertii H. Perrier et Commiphora pterocarpa H.Perrier (Burseraceae). [Mahafaly] [Bara] 14 Arbres et arbustes à bois blanc, très tendre, sécrétant des résines parfumées ; saveur amère due à des osides triterpéniques. Propriétés cicatrisantes remarquables. Plusieurs espèces se bouturent aisément et servent à faire des haies vives et des clôtures autour des habitations. [Tandroy] |
Tovy hevitra | 15 arofy, arofy fotsy, arofy mena |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/4) | 20 daro |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Voambolana |
22 Haizavamaniry: hazo |
Fanazavàna teny frantsay |
23 (corruption de dara). Phoenix reclinata var. madagascariensis Becc. (Arecaceae). [Sakalava]
[1.196] [Tankarana] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 25 daro |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Voambolana |
27 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Fanazavàna teny frantsay |
28 (corruption de varo). Hibiscus tiliaceus L. (Malvaceae). Fleurs pectorales. On en fait des préparartions pour calmer la toux. [Tankarana]
[1.196] [Tsimihety] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 30 daro, dora, drao, droa, odra, Rado, rado, roda |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |