Teny iditra darofana (daroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Kapohina, velezina, tontana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on bat, qu'on frappe: Aza darofana tahaka izany ny zaza kely (Ne frappez pas ainsi l'enfant) ~ Aza darofana mafy ny vary, fa mbola lena (Ne frappez pas trop fort en pilant le riz, parce qu'il n'est pas, encore assez sec) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : darofana, darofako, darofanao, darofany, darofantsika, darofanay, darofanareo, darofan', darofan-, darofam-, darofa-
Ny lasa : nodarofana, nodarofako, nodarofanao, nodarofany, nodarofantsika, nodarofanay, nodarofanareo, nodarofan', nodarofan-, nodarofam-, nodarofa-
Ny hoavy : hodarofana, hodarofako, hodarofanao, hodarofany, hodarofantsika, hodarofanay, hodarofanareo, hodarofan', hodarofan-, hodarofam-, hodarofa-
Filaza mandidy : darofy
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20