|
|
|
|

Teny iditra 1  darohana
Fototeny  2 daroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kapohina, velezina, tontana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Qu'on bat, qu'on frappe: Aza darohana tahaka izany ny zaza kely (Ne frappez pas ainsi l'enfant) ~ Aza darohana mafy ny vary, fa mbola lena (Ne frappez pas trop fort en pilant le riz, parce qu'il n'est pas, encore assez sec) [1.3]
Tsipelina hafa  10 darofana

Fivaditsoratra  11 andaharo, 12 aran-doha, darohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22